Teny iditra fino (ino)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo inoana [1.1]
Ohatra Toa tsy fino akory ny hoe zavatra nisy teto Madagasikara izany tantaraina izany. [2.472]

Teny iditra fino (ino)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mino [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'il faut admettre, manière d' acquiescer [1.3]

Teny iditra fino
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Tanala] Same as kiriodanitra [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31