Teny iditra fintana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a hook on a string. See farango, vintana. [Richardson 1885]
 a fishhook [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay hameçon [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31