Teny iditra fintino (fintina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fintinina [fitanisana]
Ohatra 
1Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy [Rajemisa 1985]
2Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra [Rajemisa 1985]

2012/11/27