Teny iditra | fiofoana (ofo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Décoloration [1.13] | |
Fivaditsoratra | fiofoana, ifofoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |