Teny iditra | fiofy (ofy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miofy, izany hoe manala hoditra voankazo, manala kirany [1.1] | |
Teny iditra | fiofy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A piece of bone or horn used in dressing the hair or in weaving. [1.2] | |
Fivaditsoratra | fifio, fifoy, fiofy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |