Teny iditra fiolanana (olana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Torsion [1.13]
Ohatra Ny fipotsahan'ny tsinay dia avy amin'ny fibatana zavatra mavesatra na fiolanana (toy ny rehefa miteraka) [2.424]
Tovy hevitra fiolana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12