Teny iditra fiolonolona (olonolona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miolonolona, na fomban' ny olona miolonolona, izany hoe mihatakataka tsy te hiaraka amin' ny sasany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05