Teny iditra fiombonana (ombona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiarahana manao, fiarahana mamana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an association, a community [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay association, communauté [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. [Fety: Fanabeazana]
2lo vohitra io, ataoko Fiombonana no anarany. [Rahajarizafy: Kabary]
3Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. [Razafiarivony: Harivolana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22