Teny iditra fioritra (oritra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
¶ Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fioritra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fihogo [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   oritra

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06