Teny iditra fipentsompentsona (pentsompentsona (pentsona))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin' ny fipentsompentson-dRavehivavy iny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20