Teny iditra fipepo (pepo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao
Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20