Teny iditra fipiriritra (piriritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mipiriritra, na toetran' ny olona mipiriritra, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana betsaka sady mifantsitsitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05