Teny iditra fipotsahana (potsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivoahana ivelan' ny tranony, fivoahana avy ao amy..., fisehoana avy ao...: Ny fipotsahan' ny nana avy ao amin' ny vay [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23