Teny iditra fira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] kapa hazo [Rakotosaona 1972]
   [Bara] kapa, fikapana hazo [Rakotosaona 1972]
   Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana
¶ Filazana zavatra amin' ny teny fohy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a blow from a sword, knife, or axe. See kapa. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] action de couper avec la hache [Deschamps 1936]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] coupon. [David 1952 (takila F)]

2017/03/10