Teny iditra firafitra (rafitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay organisation, structure, texture [SLP 1986]
Haiendriteny 
firafitry
firafitriko
firafitrinao
firafitriny
firafitrintsika
firafitrinay
firafitrinareo
firafitrin'
firafitrin-
firafitrim-
-pirafitry
-pirafitriko
-pirafitrinao
-pirafitriny
-pirafitrintsika
-pirafitrinay
-pirafitrinareo
-pirafitrin'
-pirafitrin-
-pirafitrim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. [FOFAFIPE: Haivola]
2Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/22