Teny iditra firaisam-pokontany (iray, foko, tany)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   littéralement "union des collectivités [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [ ]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   firaisana

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/19