Teny iditra firaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Lead, pewter [Malay perak, silver?] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.Fig. fausse monnaie [Abinal 1888]
 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Endriteny 
firaka
fira-
-piraka
-pira-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Pb ~ Sn ~ firaketan'i Mendeleiev
Ohatra Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [: 33.27.12]
Teny nalaina 

2019/08/17