Teny iditra firana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Tsara bika, mitsoroaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra firana (fitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be wiped [Richardson 1885]
Endriteny 
firana
firako
firanao
firany
firantsika
firanay
firanareo
firan'
firan-
firam-
fira-
nofirana
nofirako
nofiranao
nofirany
nofirantsika
nofiranay
nofiranareo
nofiran'
nofiran-
nofiram-
nofira-
hofirana
hofirako
hofiranao
hofirany
hofirantsika
hofiranay
hofiranareo
hofiran'
hofiran-
hofiram-
hofira-
firo

2012/12/03