Teny iditra firanga (ranga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra (sofina, maso...) miranga, izany hoe mitsangana noho ny fahatairana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20