Teny iditra firaparapana (raparapa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05