Teny iditra firapotsy (firaka, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-piraka faninginana [Rajemisa 1985]
 Antsoina hoe koa kasia malandy [SLP 1986]
 Karazam-piraka faninginana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ fira-potsy ] A white kind of lead. [Richardson 1885]
 [ fira-potsy ] tin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ fira-potsy ] étain [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay étain [SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Sn
Tsanganana sy sary iray takila Firaketan'i Mendeleiev

2013/09/16