Teny iditra firarazana (rary, razana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] toerana firariana, faniriana, fivavahana [Rakotosaona 1972]
 Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see rary, anjoro. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/10/24