Teny iditra firatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shining. See peratra. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay l'éclat, le brillant [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra fitra (ratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny volana miratra [Rajemisa 1985]

2015/10/01