Teny iditra firesaresa (resaresa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina miresaresa, toetran' ny olona miresaresa, izany hoe mandeha miadana, miretareta toy ny tsy afaka mamindra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay manière de traîner [Abinal 1888]

2015/10/25