Teny iditra firetsidretsika (retsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra miretsika, na miretsidretsika, izany hoe mihahohaho, mamolivoly [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra firetsika

2009/02/23