Teny iditra firifirina (firifiry)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mangatsiaka, manaikitra izaitsizy (hatsiaka) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy coldish, chilly
¶ melancholy, sorrowful, grieved.. [Voambolana: Ontam-po] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31