Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan' ny teny malagasy? [Rajemisa 1985]

Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hatsiaka manaikitra aoka izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy coldness [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra firy

Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] sorrow [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra firifiry
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tandroy] (de firifiry : nombreux, innombrables ; allusion à la facilité avec laquelle ce chiendent malgache se bouture). Cynodon dactylon (L.) Pers. (Poaceae). Excellente espèce fourragère. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cynodon dactylon

2019/08/17