Teny iditra firina (firy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Zaraina firy?: Hofirina itỳ amalona itỳ? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be divided into how many? [Richardson 1885]
Endriteny 
firina
firiko
firinao
firiny
firintsika
firinay
firinareo
firin'
firin-
firim-
firi-
nofirina
nofiriko
nofirinao
nofiriny
nofirintsika
nofirinay
nofirinareo
nofirin'
nofirin-
nofirim-
nofiri-
hofirina
hofiriko
hofirinao
hofiriny
hofirintsika
hofirinay
hofirinareo
hofirin'
hofirin-
hofirim-
hofiri-
firio

Teny iditra firina (firy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mangatsiaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cold; barren, applied to a tract of country. [Richardson 1885]
Mpanahaka  tany firina

2010/12/29