Teny iditra firobona (robona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavamaniry mirobona, izany hoe maniry midokadoka tsara: Endre izany firobon' ireto zanakazo! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La vigueur d'une pousse, d'un gourmand. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20