Teny iditra firodaka (rodaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona mirodaka, izany hoe mandanilany foana, mitobatoba [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05