Teny iditra firodorodo (rodorodo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra na fomban' ny olona na biby mirodorodo, izany hoe mandeha maro miaraka ary haingana ka mitabataba be amin' izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05