Teny iditra firoso (roso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miroso, na mifindra eo aloha [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31