Teny iditra firotoroto (rotoroto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mirotoroto, izany hoe manao zavatra haingana, na midodododo rehefa manao zavatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05