Teny iditra | firozaroza (rozaroza) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mirozaroza, izany hoe miraviravy misy miramborambo na mihantonkantona betsaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | firazorazo, firozaroza, fizorazora |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |