Teny iditra | fisafoana (safo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |