Teny iditra fisafontina (safontina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray: Ny fisafontin' ny fahavalo no atahorana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05