Teny iditra fisafotofotoana (safotofoto (fotofoto))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao
Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'embrouillement, l’action de se démener de colère [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20