Teny iditra fisahanana (sahana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [Rajemisa 1985]

Teny iditra fisahañana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fitsapana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fanoharana, fanandramana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06