Teny iditra fisahina (fisaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao tonga fisaka: Mbola fisaho ihany ity hazo itỳ fa mbola matevina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be made thin, to be attenuated. [Richardson 1885]
   to be flattened [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on aplatit [Hallanger 1974]
Ny bikany  
fisahina
fisahiko
fisahinao
fisahiny
fisahintsika
fisahinay
fisahinareo
fisahin'
fisahin-
fisahim-
fisahi-
nofisahina
nofisahiko
nofisahinao
nofisahiny
nofisahintsika
nofisahinay
nofisahinareo
nofisahin'
nofisahin-
nofisahim-
nofisahi-
hofisahina
hofisahiko
hofisahinao
hofisahiny
hofisahintsika
hofisahinay
hofisahinareo
hofisahin'
hofisahin-
hofisahim-
hofisahi-
fisaho

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/29