Teny iditra fisahotahana (sahotaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05