Teny iditra fisaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manify, mitapelaka, tsy matevina: Haz [...]
Mitovy hevitra: baliaka ~ belaka ~ elatr' angidina ~ kararavina ~ manify ~ mitsivelatra ~ petaka ~ sahiaka ~ saliaka ~ tabebaka ~ talesaka ~ tapelaka ~ tapesaka ~ tasiaka ~ tasitasy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   thin, slender, slight, flat, without protuberance. [Richardson 1885]
   flat [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   plat [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fika (saka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina misaka na mihalotra (foza n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/25