Teny iditra fisakaizana (sakaiza)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifankatiavan' ny mpisakaiza: Sarobidy ny fisakaizana fa matetika maharitra mandramaty [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   friendship, friendly relations [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   amitié, relations amicales [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

2009/10/24