Teny iditra fisakana (sakana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misakana
¶ Azo sakanana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ce qu'on peut empêcher, arrêter; manière d'empêcher [Abinal 1888]

Teny iditra fisakana (saka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana, fihalorana (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay l'action de fouiller, de prendre des écrevisses, le lieu [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31