Teny iditra fisakanana (sakana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby
¶ Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana
¶ Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31