Teny iditra | fisalovanana (salovana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |