Teny iditra fisambotra (sambotra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1]
Ohatra Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14