Teny iditra | fisanasanana (sanasana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |