Teny iditra fisanga (sanga)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Mod. s. from misanga (sanga).] A needle. (Prov.) See fanjaitra, filo. [Richardson 1885]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tanala] fihogo: Ny ngita ñy tompon'ny fisanga (ny mongovolo no tompon'ny fihogo) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] fihogo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] karazana valala , kojeja [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   sanga

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06