Teny iditra fisarahana (saraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   separation; divorce; the act of divorcing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   séparation; divorce [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tena nangidy taminay ny fisarahana! [Ravelomanana: Lalana, takila 27]
2Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [Andraina: Mitaraina, takila 45]
3Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [Andriamalala: Taolambalo, takila 38]
4Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [Razakandraina: Feo mahery]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/06