Teny iditra fisarebaka (sarebaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana akanjo mirebareba na lamba mitaritarika: Mampihomehy ny mahita ny fisarebak' iretsy vehivavy mpandihy iretsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05